[SLP 1986]
Teny iditra rantsam-pitsarana (rantsana, fitsarana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana frantsay ¶ rantsam-pitsarana adiheloka madinikà: chambre de simple police
¶ rantsam-pitsarana adiheloka tsotra: chambre correctionnelle
¶ rantsam-pitsarana adim-barotra: chambre commerciale, tribunal de commerce
¶ rantsam-pitsarana adinasa: chambre sociale, tribunal de travail
¶ rantsam-pitsarana aditany bôrina: chambre d'immatriculation
¶ rantsam-pitsarana manokana momba ny toe-karena: tribunal spécial économique
¶ rantsam-pitsarana ny kaontimpanjakana: chambre des comptes
¶ rantsam-pitsarana ny raharaha rehetra: chambre de cassation [SLP 1986]
Voambolana 

2009/12/09