Teny iditra | 1 rantsankazo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fisampantsampanan' ny taho lehibebe izay misandrahaka indray kosa avy amin' ny vatan-kazo; sampaho mitondra ny voa 4 [1.1] [rantsan-kazo] ny sampan' ny hazo maniry |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [rantsan-kazo] The branch of a tree. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.196] branches d'un arbre |
Ohatra |
7 [2.59] ary hazo hatao tsatòka sy rantsankazo (kirihitra) no entin'ny olona isam pokon' olona isan andro. 8 [2.245] Mitondra rantsankazo misy raviny izy ireo, ka afatopatony amin' io ny torotorom-bola (songerim-bola) araka ny mahazatra azy. |
Voambolana |
9 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Singan-teny | 10 rantsana, hazo |
Kamban-teny |
|
Manontolo |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |