Teny iditra | 1 raofina |
Fototeny | 2 raoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Angonina amin' ny tanana: Raofy ireo tsaramaso ireo Paohina, faohina, atao majifa: Noraofin' ny mpangalatrany lamba rehetra tao an-trano Baboina: Noraofin' ny fanjakana ny fananany Samborina indray miaraka:Noraofin' ny poiisy ireo mpangalatra niafina tao anaty zohy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] see Raoka 6 [1.7] to be gathered in a mass; to be cropped by cattle (of grass) |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] qu'on ramasse en tas: brouté par les bestiaux; qu'on confisque |
Ohatra |
8 Amin' ny fotoana anatodizany dia raofina amin' ny sobika ny atody [2.471] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny raofina io |
Fivaditsoratra | 15 aforany, anafory, anifora, arafony, faranio, Faraony, fiorana, firanao, foranay, iforana, rafonay, raofina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |