|
|
|
|

Teny iditra1  raotina
Fototeny  2  raotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Hanin' ny biby (ahitra, vilona): Noraotin' ny ombinareo ny katsako ka tsy manaiky aho
Tapahina amin' ny antsy: Noraotin' ireo ankizy ireo ny vilona teto
Hogoina, saratsarahina mba hitsikerakera: Noraotiny tamin' ny fandraotra ny volony talohan' ny hivoahany
Tenenina, levilevena, kapohina mafy: Horaotiko mihitsy ilay karilahy iny raha vao tonga
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] see Raotra
6  [1.7] to be carded; to be raked
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] qu'on carde; qu'on ratisse
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny raotina io

Fivaditsoratra  14  anirota, anitaro, anoraty, anorita, aonitra, aotrany, atorany, atorian, atraony, atroany, iantrao, iatrano, iraotan, iroatan, naoitra, naotray, natiora, natoria, niraota, niroata, oritana, raotina, roatina, rotanay, tanorai, taraino, tarinao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21