|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : raotina

Ohabolana 1Omby miakatra antoandro, ka mikaroka voly horaotina. [2.415 #4562, 2.653 #2554]
Omby miakatra antoandro, ka mitady voly horaotina. [2.558 #3440]
Dikanteny frantsayBoeufs rentrés au village trop tôt : ils cherchent des plantations à brouter. [2.415]
Fanazavana frantsayIls n' ont pas eu leur compte. [2.415 #4562]

Ohabolana 2Ondrilahy tonga hariva, ka mitady ravin-katsaka horaotina. [2.415 #4702, 2.558 #220, 2.653 #2580]
Dikanteny frantsayBélier qui rentre le soir: il cherche des feuilles de maïs à brouter. [2.415]
Bélier qui rentre le soir : il cherche des gourmands. [2.415 #4702]
Fanazavana frantsaySe disait des gourmands. [2.415]

Fizahan-teny