Teny iditra | 1 rasao |
Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana rasaina [Fitanisana] |
Ohatra |
3 [1.1] rasao ity omby ity 4 [1.3] rasao ny omby (Découpez le boeuf) 5 [2.996] ary rasao tsara ny ondrilahy, dia sasao ny taovany sy ny tongony, ka ataovy eo ambonin'ny voarasa sy ny lohany; |
Fototeny | 6 rasa |
Fivaditsoratra | 7 asaro, asora, rasao, Rasoa, sarao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |