Teny iditra rasao (rasa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana rasaina [fitanisana]
Ohatra 
1Rasao ity omby ity [1.1]
2Rasao ny omby (Découpez le boeuf) [1.3]
3ary rasao tsara ny ondrilahy, dia sasao ny taovany sy ny tongony, ka ataovy eo ambonin'ny voarasa sy ny lohany; [2.996]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31