Teny iditra Rasoaray
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Ohatra 
1Ny anao zaranao ihany mbola mahazo mianatra, hoy Rasoaray zokinay vavimatoa. [2.643]
2Ary nony Asabotsy 29 Adijady kosa, Dia maty Rasoaray, anabavin dRainilaiarivony Prime Minister sy Commander in Chief. [2.59]
3ary ny vehivavy : Rafaravavi-Mary, Ramanana, Ranome, Rafaravavy kely, Razafitsara, Raminahy, Rasalama, Ratiasoa, Ratsaramiarana, Rasoaray, Renisoa, Ramatoa Razafy, Rafotsy [2.649]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31