Teny iditra | ratiraty | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Bozaka maina [1.1] | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | |
Tovy hevitra | raty | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ratiraty io | |
Fivaditsoratra | atriatry, ratiraty, ritarita |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |