|
|
|
|

Teny iditra1  ratsy fiaina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Olona tsy menatra, tsy valahara, mpivaro-tena, mivelona amin' ny halatra sy ny hafetsifetsena isan-karazany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Qui a mauvais caractère, bourru, dont la conduite est peu régulière [1.3]
Tovy hevitra  5  ratsy fitondran-tena
Singan-teny  6  ratsy, fiaina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01