|
|
|
|

Teny iditra1  ratsy fitondran-tena
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] olona tsy menatra, tsy valahara, mpivaro-tena, mivelona amin' ny halatra sy ny hafetsifetsena isan-karazany
Singan-teny  4  ratsy, fitondrantena
Tovy hevitra  5  ratsy fiaina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10