|
|
|
|

Teny iditra1  ratsy fanahy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] a) olona tsy mahay mitondra tena sy tsy mahalala ny rariny; b) olona masiaka sy lozabe
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] Of evil disposition, malevolent, malicious.
5  [1.7] bad, wicked, unpleasant, of a mean or evil disposition
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] mauvais, méchant, dont la conduite est mauvaise
7  [1.8] méchant, pervers
Singan-teny  8  ratsy, fanahy

Fivaditsoratra  9  fisitrahana, ratsy fanahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21