Teny iditra ratsy fanahy
Singan-teny ratsy ; fanahy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy A) olona tsy mahay mitondra tena sy tsy mahalala ny rariny; b) olona masiaka sy lozabe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Of evil disposition, malevolent, malicious. [1.2]
 Bad, wicked, unpleasant, of a mean or evil disposition [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mauvais, méchant, dont la conduite est mauvaise [1.3]
 Méchant, pervers [1.8]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16