|
|
|
|

Teny iditra1  ratsy fiaina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] olona tsy menatra, tsy valahara, mpivaro-tena, mivelona amin' ny halatra sy ny hafetsifetsena isan-karazany
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] qui a mauvais caractère, bourru, dont la conduite est peu régulière
Singan-teny  5  ratsy, fiaina
Tovy hevitra  6  ratsy fitondran-tena

Fivaditsoratra  7  itafasirian, nitafasiria, ratsy fiaina, tafasirinay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21