|
|
|
|

Teny iditra1  ravo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny olona miseho ety ivelany ny hafaliany; miramirana.
Ohatra  4  olona izy, ka ravo fa tsy hadinon’ ny taranany, faly fa tsy very taolambalo: [2.5]
Sampanteny 
5  Anarana :
6  Mpamaritra :
Tovy hevitra  7  ravoravo
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Fivaditsoratra  11  ravo, rova, varo-, varo, vora

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08