Teny iditra | 1 ray aman-dreny |
Singan-teny | 2 ray, amana, reny |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ny ray sy ny reny niteraka 5 [1.62][raiamandreny] lehilahy na vehivavy omena haja sy hasina ary to teny eo amin' ny fiarahamonina |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] a benefactor, a patron; lit. father and mother |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3#500] père et mère, un bienfaiteur, celui qui remplace les parents, les principaux chefs civils d'un état terme honorifique donné au peuple 8 [2.415] un bienfaiteur est un père et une mère. Expression très employée pour remercier d'un bienfait |
Ohatra |
9 Hitany tao ny nahafaty an-dray aman-dreniny nifanao tapa-bolana monja [2.470] 10 Hoy ny ray aman-dreny iza izao Andriamingodonamanavona izao ka miady izay tsy ho tia ray aman-dreny aloha? [2.131] |
Tsipelina hafa | 11 raiamandreny, rayamandreny |
Mpanahaka | 12 zokiolona |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny ray aman-dreny io |
Fivaditsoratra | 15 raiamandreny, ray aman-dreny |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21 |