Teny iditra | 1 razandry |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny iantsoana amim-panajana sy amim-pitiavana ny zandrin' ny tena |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] younger brother or sister (term of respect) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] frère ou soeur cadet (terme respectueux) |
Ohatra |
6 [2.131] Razoky va no manitra voan-kazo? sa razandry no manitra ravin-kazo? no dia manitra Andriana ny trano tsy Razoky no manitra voan-kazo tsy razandry no manitra ravin-kazo fa ny fitia havana no be |
Voambolana |
7 Fifandraisana: fianakaviana 8 Teny fanajana |
Singan-teny | 9 ra-, zandry |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |