|
|
|
|

Teny iditra1  razandry
Singan-teny  2  ra-, zandry
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Teny iantsoana amim-panajana sy amim-pitiavana ny zandrin' ny tena
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] younger brother or sister (term of respect)
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] frère ou soeur cadet (terme respectueux)
Ohatra  7  Razoky va no manitra voan-kazo?
sa razandry no manitra ravin-kazo?
no dia manitra Andriana ny trano
tsy Razoky no manitra voan-kazo
tsy razandry no manitra ravin-kazo
fa ny fitia havana no be
[2.131]
Voambolana  8  Fifandraisana: fianakaviana
9  Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07