Teny iditra rebareba
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Traînant, long et ample comme une robe [1.3]
Ohatra 
1Tsaroako koa ny fitafiko lamba rebareba fa toa tsy dia manaja loatra [2.4]
2nikiraro baoty tonta izy, satroka tsy hita amin' ny fizaran-taona firy no nisatrohany, nitafy akanjo rebareba mainty vasoka sy niofon' andro izy [2.270]
Kamban-teny 

Teny iditra rebareba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Akanjo na fitafiana lava be sy mitaritarika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Habit large, long, traînant [1.3]
Ohatra Hitany aho, izaho, ilay pretra mitondra rebareba efa konka. [1.369]
Sampanteny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/07/31