Teny iditra | 1 rebirebena |
Fototeny | 2 rebireby |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tarihina mba hivilivily lalana fa tsy handeha amin' ny tokony ho izy: Aza rebirebena amin' ny tantara vala maty aho fa aoka aloha hiasa Adalaina, kolikolena, fitahina, amin' ny hevitra manodoka: Norebireben' ilay tovolahy tamin' ny fitiavana ny zanany vavy ka tsy nahavita fianarana |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 arebireby |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |