|
|
|
|

Teny iditra1  refesina
Fototeny  2  refy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Sihanaka] harafesina
5  [1.1] Jerena misy refy firy
alaina refy, jerena ny halavany: Refeso kely ny lavan' ity efitra ity sy ny sakany.
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] to be measured; to be surveyed
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] qu'on mesure, qu'on arpente
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny refesina io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11