Teny iditra | 1 rejisitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Boky fitanana anarana |
Ohatra |
4 [2.472] Izay lany dia nitondra ny karany eo amin' ny latabatra anankiray izay nisy naka ny anarany sy ny fonenany ary nitana izany tamin' ny rejisitra teo anoloany. |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |