|
|
|
|

Teny iditra1  remby
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka] fitadiavana, fihazana
4  [1.78] [Tanala] haza, zavatra azo hohazaina: tongo-dava ahitan-dremby
5  [1.1] Biby samborina na enjehina hohanina; haza; zavatra azo amin' ny fihazana: Tsy vizahy ny mitatitra ny rembiny ny vitsika
Fihazana, fitadiavana haza: Remby mamy amin' ny voninkazo no asan' ny tantely.
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] food gathered in the wilds
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] nourriture acquise par la chasse ou la cueillette
Voambolana  8  Toe-karena: hanina
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny remby io

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21