|
|
|
|

Teny iditra1  rendrika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Latsaka ao anaty rano ary difotra tsy afa-mipoitra intsony, fefika: Rendrika ny lakana
Renoka: Rendriky ny torimaso tzy tamin' izay
Latsaka lalina ao anatin' ny...: Rendriky ny alahelo izy
Raiki-pitia: Efa rendrika aminy ny fon-janakao
Empo, tsonika: Tsy tsara rendrika ity volafotsy ity
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] melted (of metals)
wrecked (of a ship)
fast asleep
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#524] chaviré, coulé dans l'eau
fondu, liquifié, ce dit des métaux
bien tissé, bien repassé
plongé dans le sommeil, dans une idée, dans une passion, dans le vice, dans la joie, dans la tristesse, qui est attaché à
6  [1.8] fondu (se dit des métaux)
naufragé
bien endormi
Ohatra  7  Ary satria feno loatra ny lakana dia rendrika. [2.113]
8  Indreo fo telo rendrika ámin' ny adiny mahantra! [2.928]
9  Ao no rendrika ilay nantenaina, ilay sambo nataoko ho tafita! [1.275]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Tovonana :
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
16  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny rendrika io

Fivaditsoratra  23  arendrik, rendrika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21