|
|
|
|

Teny iditra1  renibe
Singan-teny  2  reny, be
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Reny niteraka ny ray na reny niteraka ny tena: "Baba" no fiantsoan' ny ankizy (zafikely) azy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.54] grand-mère
Ohatra  6  [2.270#] Kanefa, nahita raibe sy renibe be fitiavana izy, tahaka anao.
7  [2.587#] Ka inona no hevitra fa handroso maty raibe, hijanona maty renibe?
Voambolana  8  Fifandraisana: fianakaviana
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny renibe io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07