Teny iditra | 1 renibe |
Singan-teny | 2 reny, be |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Reny niteraka ny ray na reny niteraka ny tena: "Baba" no fiantsoan' ny ankizy (zafikely) azy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.54] grand-mère |
Ohatra |
6 Kanefa, nahita raibe sy renibe be fitiavana izy, tahaka anao. [2.270#] 7 Ka inona no hevitra fa handroso maty raibe, hijanona maty renibe? [2.587#] |
Voambolana |
8 Fifandraisana: fianakaviana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny renibe io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |