Teny iditra | 1 renihatina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Biby mahatonga ny hatina, izay bibikely ratsy endrika volovoloina, karazana hala mibikan-tsokatra, misy tongony lomisy efatra (valo) |
Voambolana |
4 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Singan-teny | 5 reny, hatina |
Fivaditsoratra | 6 hanterinay, harentinay, natrehinay, niatrehany, nihetranay, niretahany, niterahany, renihatina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |