|
|
|
|

Teny iditra1  renimanditra
Singan-teny  2  reny, manditra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika
Voambolana  5  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tovy hevitra  6  manditra, mandotra
Mpanahaka  7  renivitsika

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12