Teny iditra manditra (handitra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mafotra, mafotrafotra: Voankazo manditra
Mitovy hevitra: mafotra ~ maisatra ~ mavoana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Farineux, savoureux, qui n’a pas trop d’eau [1.3]

Teny iditra manditra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Gros serpent [1.3, 1.54]
Ohatra Fa namaly an-katezerana kosa ny manditra hoe: "Ny tongotro no mondry, lany enti-manenjika an' itena; [2.69]
Voambolana 
Anaram-biby 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25