|
|
|
|

Teny iditra1  renin-jaza
Singan-teny  2  reny, zaza
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] niantsoana fahizay ny renin' ny zaza natao hasoavana
ilazana ny renin-drazazavavy amin' ny fotoana fampakarana
iantsoana ny mpampivelona na ny mpanome tambavy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#525] celle qui est la mère d'un enfant à la circoncision
celle qui donne sa fille en mariage
sage-femme
Ohatra  6  Hampiasa dia, hono, hahamora fiterahana, hoy ny reninjaza. [2.528#]
7  nasiana trano tsihy io faritra io, dia tao ny reny sy vehi-vavy vitsivitsy no natrehin' ny reninjaza na mpampivelona fahizany: nampiteraka sy niteraka. [2.245#]
Voambolana  8  Fifandraisana: fianakaviana
9  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16