|
|
|
|

Teny iditra1  renivitsika
Singan-teny  2  reny, vitsika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazam-bibilava mipetraka amin' ny lava-bitsika ary voalaza fa fahanan' ny vitsika ka rehefa matavy tsy afa-mivoaka ny lavany dia haniny; somary manjamanja ny volony ary fisapisa-doha ny bikany
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.54] serpent qui habite dans les fourmillières et qu'on dit engraissé par les fourmis
Voambolana  6  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Mpanahaka  7  renimanditra
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny renivitsika io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12