|
|
|
|

Teny iditra1  renivola
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Vola apetraka amin' ny banky mba hiteraka zanabola; petra-bola
Vola ampiasaina hahazoana tombony
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] capital set out at interest; the principal lent out
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] capitaux investis ou prêtés; le capital
Ohatra  6  [1.320#] Ny Fanjakana no miantoka ny fiarovana ny renivola sy ny fampiasam-bola hamokarana.
Voambolana  7  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Singan-teny  8  reny, vola
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  10  Narivelo, novelari, renivola, velirano, vely rano

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21