Teny iditra | 1 renivola |
Singan-teny | 2 reny, vola |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Vola apetraka amin' ny banky mba hiteraka zanabola; petra-bola Vola ampiasaina hahazoana tombony |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] capital set out at interest; the principal lent out |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] capitaux investis ou prêtés; le capital |
Ohatra |
7 Ny Fanjakana no miantoka ny fiarovana ny renivola sy ny fampiasam-bola hamokarana. [1.320#] |
Voambolana |
8 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 10 Narivelo, novelari, renivola, velirano, vely rano |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |