Teny iditra | 1 resahina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] atao resaka tenenina, lazaina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be talked about |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] ce dont on cause ; celui à qui l’on parle 6 [1.8] dont on parle |
Ohatra |
7 [1.1] Inona no resahin-dRakoto sy Rabe teto? 8 [1.1] Noresahinao taminy angaha ilay zavatra 9 [1.3] Inona no resahinareo ? (De quoi causez-vous ?) 10 [1.3] Aza resahinao amin’ olona izany (Ne parlez à personne de cela) |
Fototeny | 11 resaka |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny resahina io |
Fivaditsoratra | 17 haserany, hiserana, iresahan, naharesy, niresaha, resahina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |