Teny iditra | 1 resahina |
Fototeny | 2 resaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] atao resaka tenenina, lazaina |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be talked about |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] ce dont on cause ; celui à qui l’on parle 7 [1.8] dont on parle |
Ohatra |
8 Inona no resahin-dRakoto sy Rabe teto? [1.1] 9 Noresahinao taminy angaha ilay zavatra [1.1] 10 Inona no resahinareo ? (De quoi causez-vous ?) [1.3] 11 Aza resahinao amin’ olona izany (Ne parlez à personne de cela) [1.3] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny resahina io |
Fivaditsoratra | 17 haserany, hiserana, iresahan, naharesy, niresaha, resahina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |