Teny iditra resaka mandany labozia
Singan-teny resaka ; mandany ; labozia
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Resadresa-poana fa tsy araka izay tokony ho izy ka mandany fotoana fotsiny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16