|
|
|
|

Teny iditra1  resaka mandany labozia
Singan-teny  2  resaka, mandany, labozia
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] resadresa-poana fa tsy araka izay tokony ho izy ka mandany fotoana fotsiny

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16