|
|
|
|

Teny iditra1  resaky ny olona
Singan-teny  2  resaka, olona
Sokajin-teny  3  kambanteny
Ohatra  4  Tsy azoko mihitsy tamin' ny voalohany ny resaky ny olona fa teny anglisy avokoa no nifanaovany, ka mbola tsy zatra izany ny sofiko. [2.471]

Fivaditsoratra  5  nosinilakareo, resaky ny olona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21