Teny iditra (1/2) | 1 mandresaresa |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mampitarozaka, manalava, manela: Mandresaresa raharaha |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] faire traîner, prolonger les affaires |
Fototeny | 5 resaresa |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 mandresaresà |
Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandresaresa [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] |
Fototeny | 14 resaresa |
Fivaditsoratra | 15 andresaresam, mandresaresà, mandresaresa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/30 |
![]() |