|
|
|
|

Teny iditra1  resim-bavy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] lehilahy kelikely herin-tsaina ka ambakain' ny vadiny amin' izay ataony rehetra, koa dia ravehivavy no mandidy azy amin' izay ataony rehetra fa manao akohovavy maneno
Singan-teny  4  resy, vavy
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny resim-bavy io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07