Teny iditra |
retaka
|
Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
Famaritana malagasy | Ry ireto a! (fitenin'ny samy vehivavy): Mangina, retaka ¶ (raha lehilahy kosa no mampiasa azy) Re: Nahoana retaka nodia manao ankasomparana? [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | terme explétif employé par les femmes,
de supérieure à inférieure,
ou de femme à homme, et qui
indique souvent le mépris: Mangina, retaka (tais-toi) ¶ Ce mot peut être employé aussi par les hommes dans le sens de "re", donc:
Nahoana retaka no dia mahantra tahaka izao aho!
(Pourquoi donc suis-je aussi malheureux!) [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
retaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Fikorotsahana na fikoavana sy firodanana; fiboretahana amin'ny tany tsy afa-miarina [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | action de s'ébouler, de s'écrouler,
de tomber sur soi-même, comme un mur, un toit qui s'affaisse;
action de s'asseoir, de se coucher, comme un voyageur fatigué [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
|