|
|
|
|

Teny iditra1  retsiana
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ifampiantsoan' ny vehivavy mitovy saranga: Avia, ray retsiana, fa raofim-potsiny ny trondro eto
Ohatra  4  Hony rankizy retsiana ao ihany ve Andrianavaradrano? [2.131]
5  Eny iky, retsiana fa jereo' matetika ka aza herehina; [2.69]
Tovy hevitra  6  retsy
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  8  anistera, arañitse, asetrany, atresany, itserana, ratsiena, reanitsa, retsiana, setraina, tseranay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21