Teny iditra | 1 retsika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fahatsiarovana ho misy mamolivoly na mandehandeha any apatin' ny tena any Enti-milaza ny asa ataon' ny zavamananaina maro be indray mihetsika Aretina mitsakotsako malefaka amin' ny faritra iray na maro. |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 7 retsidretsika |
Fivaditsoratra | 8 karitse, retsika, sekatry, tsarike, tserika, tsikera, tsirake |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |