Teny iditra (1/2) | 1 rezatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fantsika lehibe |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] un grand clou |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 rezatra |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] Fofona mivoaka avy ao am-bava, avy amin' ny sakafo nohanina tsy levona |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] éructation, rot |
Voambolana |
14 Haiaina |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 21 arezatr, rezatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |