Teny iditra (1/2) | 1 riambe |
Singan-teny | 2 riana, be |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.13] rano mianjera avy amin'ny toerana avo |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] chute |
Voambolana |
6 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Teny iditra (2/2) | 7 Riambe |
Singan-teny | 8 riana, be |
Sokajin-teny | 9 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
10 Haitoetany: tanàna |
Fivaditsoratra | 11 ambery, mibera, rembay, Riambe, riambe |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05 |
![]() |