Teny iditra rianaratra (riana, aratra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Onjan' aratra mitsoriaka amin' ny tari-barahina [Rajemisa 1985]
 fifindran-toeran'ny elektirôna
¶ rianaratra miherma: rian'aratra miovaova todika
¶ rianaratra mikararana: rian'aratra tsy miovaova todika mihitsy
¶ rianaratra nasovoka: rian'aratra ateraky ny fiovaovan'ny tosaky ny fitaomana [SLP 1986]
Famaritana frantsay courant électrique
¶ rianaratra fiampoka: courant de saturation
¶ rianaratra miherma: courant alternatif
¶ rianaratra mikararana: courant continu
¶ rianaratra nasovoka: courant induit
¶ rianaratry ny fampielezana: courant de diffusion [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/17