Teny iditra aratra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaran-kafa iantsoana ny elektrisite [Rajemisa 1985]
 endrika iray isehoan'ny angovo [SLP 1986]
Famaritana anglisy [ haratra ] electrical energy (a variant of varatra) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay [ haratra ] énergie électrique (une variante de varatra) [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay électricité
¶ an' aratra: électrique
¶ aratra ateraky ny angovo ara-pana: effet thermoélectrique
¶ aratra ateraky ny voan-kazavana: effet photoélectrique [SLP 1986]
Voambolana 

Teny iditra aratra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] hazo mitsivalana amin'ny trano [Rakotosaona 1972]

Teny iditra aratra
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] simba [Rakotosaona 1972]

Teny iditra aratra
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] il est à souhaiter que. [David 1952 (takila A)]
Teny mitovy hevitra andratra

2017/03/10