Teny iditra riano
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Taisaka] ise, ianao, ranona [Rakotosaona 1972]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra riano (riana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao rianana [fitanisana]
Ohatra Riano amin' izao [Rajemisa 1985]

2019/08/17