Teny iditra ariatra (riatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Alefa handositra, avala hiriatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay à faire partir, fuir [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ariatra, ariatro, ariatrao, ariany, ariatsika, ariatray, ariatrareo, ariatr', aria-, ariatry
Ny lasa : nariatra, nariatro, nariatrao, nariany, nariatsika, nariatray, nariatrareo, nariatr', naria-, nariatry
Ny hoavy : hariatra, hariatro, hariatrao, hariany, hariatsika, hariatray, hariatrareo, hariatr', haria-, hariatry
Filaza mandidy : ariato

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20