Teny iditra | 1 rifatra |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vaky mandositra miara-be, miezaka lasa: Vao nahitany mpampianatra azy ireo ny ankizy, dia rifatra. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] fled, run away |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] qui s'est enfuit, envolé, échappé: Notairina ny vorona ka rafitra (On a épouvanté les oiseaux et ils se sont enfuis) 6 [1.8] qui fuit, qui s'envole |
Ohatra |
7 Mipetraha ianao raha hipetraka, - tahaka ny tsy reny akory ny fanontanian' ny vavy sady rifatra nandeha ihany izy. [2.470] 8 dia samy nahafaty lehilahy iray avy izy ireo, ka rifatra nandositra ny Siriana, nefa nenjehin'Israely. [2.996] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 18 afaritr, arafitr, arifatr, faratry, faritra, firatra, firàtra, rafitra, rifatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |